Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Asan'ny Apostoly

Asa toko 22, 30,23
<23Mbola nihorakoraka sy nanipy lamba, ary nitora-bovoka eo izy ireo, 30Nony ampitso, te-hahalala marina izay antony niampangan'ny Jody azy izy, ka nasainy hovahana i Paoly, ary nodidiany hivory ny mpisorona sy ny Sanedrina, dia nentina i Paoly ka napetrany teo afovoan'izy ireo. >