Ny Detoronomy

Toko faha-14

21 Aza mihinam-biby maty ho azy, fa omeo ny vahiny ao anaty vavahadinao izany hohaniny, na amidio amin'ny vahiny. Fa hianao dia vahoaka masina ho an'ny Tompo Andriamanitrao. Aza mahandro zanak'osy amin'ny rononon-dreniny.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079