Ny Detoronomy

Toko faha-25

11 Raha misy olona roa lahy miady ka manatona kosa ny vadin'ny anankiray hanafaka ny lahy eo an-tànan'ilay mamely azy sy maninjitra ny tànany mandray ankasarotana an'itsy mpamono,

12 dia tapaho ny tànany, aza miantra maso azy akory.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0222