Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Detoronomy

Detoronomy toko 30, 10
<10raha mihaino ny feon'ny Tompo Andriamanitrao hianao, ka mitandrina ny didy aman-dalàna voasoratra amin'ity bokin'ny lalàna ity, raha miverina amin'ny Tompo Andriamanitrao, amin'ny fonao rehetra, sy amin'ny fanahinao rehetra. >