Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Detoronomy

Detoronomy toko 30, 16
<16tamin'ny nandidiako anao androany ho tia an'ny Tompo Andriamanitrao sy handeha amin'ny làlany, ary hitandrina ny didy aman-dalàny mbamin'ny fitsìpiny, mba ho velona hianao, sy hihamaro ary hambinin'ny Tompo Andriamanitrao any amin'ny tany efa hidiranao mba hanananao azy. >