Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Detoronomy

Detoronomy toko 30, 9
<9ka hanototra soa anao Iaveh Andriamanitrao, amin'ny asan-tànanao, ny naloaky ny kibonao, ny teraky ny biby fiompinao ary ny vokatry ny taninao, fa hifaly aminao indray Iaveh manisy soa anao, toy ny nifaliany tamin'ny razanao, >