Ny Detoronomy
Toko faha-32
3 Fa hitory ny anaran'ny Tompo aho: ka omeo voninahitra ny Andriamanitsika.4 Ny Vatolampy, lavorary ny asany, ara-drariny ny lalany rehetra; fa Andriamanitra mahatoky sy tsy misy ratsy izy; marina sy mahitsy.
4 Ny Vatolampy, lavorary ny asany, ara-drariny ny lalany rehetra; fa Andriamanitra mahatoky sy tsy misy ratsy izy; marina sy mahitsy.