Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Detoronomy

Detoronomy toko 32, 13

       <13Teo ambonin'ny havoana amin'ny tany no nampiakarany azy;
ary ny vokatry ny saha no nohanin'Israely:
nampitsentsefiny azy ny tantely avy amin'ny vatolampy
sy ny diloilo avy amin'ny vato mafy indrindra; >