Ny Detoronomy

Detoronomy toko 32. 39

       39 Jereo amin'izao fa izaho, dia izaho ihany no izy,
ary tsy misy andriamanitra miolotra amiko;
izaho no mahafaty sy mahavelona;
izaho no naharatra, ary izaho koa no hahasitrana.
Ary tsy misy olona mahafaka amin'ny tanako.