Ny Detoronomy
Detoronomy toko 6, 12-13
<12ka tandremo fandrao manadino an'ny Tompo izay nampivoaka anao avy tany amin'ny tany Ejipta, tany amin'ny trano fanandevozana.
13Matahora an'ny Tompo Andriamanitrao, manompoa azy, ary aoka ny anarany no hianiananao. >