Ny Detoronomy

Toko faha-6

3 Koa henoy izany, ry Israely, ary mitandrema ny mba hanatanteraka izany, mba ho sambatra sy hitombo isa be hianao, any amin'ny tany tondra-dronono aman-tantely; araka ny nolazain'ny Tompo Andriamanitry ny razanao anao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.067