Bokin'ny Eklesiastika
Toko faha-27
28 Ao am-bavan'ny mpiavona ny fananihaniana amam-panalam-baraka, fa mihendry azy toy ny liona kosa ny famalian-dratsy.30 Mendrika hankahalaina koa ny lolom-po amam-pahatezerana, ary manana izany ny mpanota.
30 Mendrika hankahalaina koa ny lolom-po amam-pahatezerana, ary manana izany ny mpanota.