Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Eksaody

Eksaody toko 13, 14
<14Ary indray andro raha avy izay hanontanian'ny zanakao anao hilaza hoe: Inona no hevitr'izao? Dia hovalianao hoe: Tamin'ny tànany mahery no namoahan'ny Tompo anay tany Ejipta, tamin'ny trano fanandevozana. >