Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Eksaody

Eksaody toko 15, 19

       <19Fa ny soavalin'i Faraona
Sy ny kalesy amam-pitaingin-tsoavaliny dia tafiditra ny ranomasina;
Ka nosaforan'ny Tompo
Ny ranon'ny ranomasina izy ireo,
Ary ny zanak'Israely kosa nandia
Tany maina teo afovoan'ny ranomasina. >