Eksaody

Toko faha-3

13 Ary hoy Moizy tamin'Andriamanitra: Izao àry, dia ho any amin'ny zanak'Israely aho, ka hilaza aminy hoe: irahin'ny Andriamanitry ny razanareo aho ho aty aminareo. Raha manontany izay anarany izy, dia ahoana no havaliko azy ireo?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0737