Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Eksaody

Eksaody toko 3, 8
<8Ka hidina aho hamonjy azy amin'ny tànan'ny Ejipsiana, hitondra azy miakatra avy amin'ity tany ity, ho any amin'ny tany mahavokatra sy malalaka, tany tondra-dronono aman-tantely, dia any amin'ny tany onenan'ny Kananeana, ny Heteana, ny Amoreana, ny Ferezeana, ny Heveana ary ny Jeboseana. >