Eksaody

Toko faha-34

10 Dia hoy Iaveh: Indro manao fanekem-pihavanana aho: Hanao zava-mahagaga eo anatrehan'ny vahoakanao rehetra aho; ka tsy mbola nisy nanaovana toy izany, na tany aiza na tany aiza, na firenena aiza na firenena aiza; ka ny vahoaka manodidina anao hahita ny asan'ny Tompo; fa mahatsiravina tokoa ny zavatra hataoko miaraka aminao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0086