Bokin'i Ezekiela

Toko faha-18

19 Ary hianareo kosa manao hoe: Nahoana ny zanaka no tsy mba mitondra ny heloky ny rainy? Nefa ny zanaka nanaraka ny hitsiny sy ny rariny, nitandrina ny didiko sy nanatanteraka azy, ka ho velona tokoa izy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0929