Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Ezekiela

Ezekiela toko 18, 20
<20Ny fanahy izay manota dia io no ho faty; ny zanaka tsy hitondra ny heloky ny rainy; ary ny ray tsy hitondra ny heloky ny zanany; ny fahamarinan'ny marina ho aminy ihany; ary ny haratsian'ny ratsy dia ho aminy ihany. >