Bokin'i Ezekiela

Ezekiela toko 3. 3
3 ka hoy izy tamiko: Ry zanak'olona, vokiso ny kibonao, ary fenoy ity taratasy atolotro anao ity ny tsinainao. Dia nohaniko izany, ka mamy hoatra ny tantely izy tao am-bavako.