Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Ezekiela

Ezekiela toko 34, 11-12

       <11Fa izao no lazain'ny Tompo Iaveh:
Indro izaho dia izaho ihany no hiahy ny ondriko,
sy handinidinika azy.
       12Toy ny fandinidiniky ny mpiandry ny ondriny,
amin'ny andro hitsanganany eo amin'ireo ondriny mihahaka
no handinidinihako ny ondriko;
ary hesoriko izy ireo,
hiala any amin'ny tany rehetra
efa nielezany
tamin'ny andro mandrahona sy manjombona. >