Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'ny Fahendrena

Fahendrena toko 2, 2

       <2Sendrasendra no nahatonga antsika ho misy;
ka aorian'ity fiainana ity ho tonga toy ny mbola tsy nisy akory isika,
ny fofon'aina ao amin'ny vavorontsika dia setroka,
ary kilalaon'afo mitselatra amin'ny fitepotepon'ny fontsika ihany koa ny hevitra. >