Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'ny Fahendrena

Fahendrena toko 2, 23-24,3

       <3Ka vao maty io dia hirara-ko levona ny vatantsika;
dia hisava toy ny rivotra foana ny fanahy.
       23Satria noharin'Andriamanitra ho tsy mety maty ny olombelona,
ary nataony mitovy tarehy amin'ny tenany:
       24Fa ny fialonan'ny demony no nidiran'ny fahafatesana amin'izao tontolo izao: >