Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Apokalipsa, Na Fanambaràna nosoratan'i Md. Joany

Fanambaràna toko 1, 9

       <9Izaho Joany, rahalahinareo sy namanareo amin'ny fahoriana sy fanjakana ary fandeferana ao amin'i Jesoa-Kristy, dia tao amin'ny nosy anankiray atao hoe Patmosy, noho ny amin'ny tenin'Andriamanitra sy ny fanambaran'i Jesoa. >