Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Apokalipsa, Na Fanambaràna nosoratan'i Md. Joany

Fanambaràna toko 11, 13
<13Ary tamin'izany ora izany, dia nisy horohoron-tany mafy, ka nirodana ny ampahafolon'ny tanàna, ary olona fito arivo no matin'izany horohoron-tany izany. Raiki-tahotra ny olona sisa ka nanome voninahitra ny Andriamanitry ny lanitra. >