Ny Fanisana

Toko voalohany

9 ny amin'i Zabolona: Eliaba zanak'i Helona; 10 ny amin'ny terak'i Josefa: ny amin'i Efraima: Elisamà zanak'i Amioda; ny amin'i Manase: Gamaliela zanak'i Fadasora: 11 ny amin'i Benjamina: Abidana zanak'i Jedeona; 12 ny amin'i Dana: Ahiesera zanak'i Amisadaia; 13 ny amin'i Azera: Fegiela zanak'i Okrana; 17 Nalain'i Moizy sy Aarona ireo olona izay efa voantendry amin'ny anarany avy,

18 dia nanaika ny fiangonana rehetra izy, ka ny hatramin'ny roapolo taona no ho miakatra rehetra, dia samy nosoratana araka ny fianakaviany sy ny fokony, ary noisaina ny anarany isam-batan'olona. 19 Araka ny nandidian'ny Tompo an'i Moizy dia nataony ny fanisana tany an'efitra Sinaia.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0594