Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Filipiana
Filipiana toko 2, 3-4
<3tsy hanao na inona na inona amin'ny fifampiandaniana na filan-dera foana, fa samy hanetry tena sy hanao ny namany ho ambony noho ny tenany avy,
4samy tsy hihevitra ny azy ihany, fa ny an'ny namany koa. >