Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Galata

Galata toko 2, 20
<20ka matoa velona aho, dia tsy izaho intsony no velona, fa ny Kristy no velona ato anatiko. Eny, izao ahavelomako amin'ny nofo ankehitriny izao no ahavelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, ilay efa tia ahy, sy nanolo-tena hamonjy ahy. >