Taratasin'i Md. Paoly Ho An'ny Galata
Toko faha-4
4
fa rahefa feno ny andro, dia nirahin'Andriamanitra ny Zanany, nateraky ny vehivavy, sy nateraka teo ambanin'ny Lalàna,
5
mba hanafaka izay teo ambanin'ny Lalàna, sy handraisantsika ny fananganan-janaka.
6
Ary noho ny maha-zanaka anareo, dia nirahin'Andriamanitra ho ao anatin'ny fonareo ny Fanahin'ny Zanany, ka miantso hoe: Aba, Ray!
7
Koa tsy mpanompo intsony àry hianareo, fa zanaka, ary rahefa zanaka dia mpandova koa, noho ny ataon'Andriamanitra.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.1324