Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Galata

Toko faha-6

14 Raha ny amiko, dia sanatria raha mba misy hataoko rehareha afa-tsy ny hazo fijalian'i Jesoa-Kristy Tompontsika, fa taminy no voafantsika tamin'ny hazo fijaliana izao tontolo izao ho ahy, ary izaho ho an'izao tontolo izao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.242