Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Habakòka

Habakòka toko 1, 2-3,2

       <2Iaveh ô, mandra-pahoviana no hiantsoako anao,
nefa tsy mihaino ahy ihany hianao,
ary hitaraina aminao aho hoe: fahasiahana!
nefa tsy vonjenao ihany aho?
       3Nahoana aho no ataonao mahita ny tsy fahamarinana
ary hianao mijery ny fahoriana?
Fa fandravana amam-pahasiahana no eo anatrehako;
misy fifandirana ary mitranga ny tsy fifanarahana, >