Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Hebrio

Hebrio toko 11, 1-2
Fankalazana ny finoana sy filazana ny soa avy aminy, ao amin'i Noe, Moizy sy ny razana ary ny olo-marina maro be.

       1Ary ny finoana no santatry ny zavatra antenaina, sy porofon'ny zavatra tsy hita. 2Nanam-pinoana ny ntaolo ka izany no nahatsara laza azy. >