Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Hebrio

Hebrio toko 4, 12-13,
<12Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra, ka maranitra noho ny sabatra roa lela, maninteraka ny fiavahan'ny aina sy ny fanahy, ary ny famavàny sy ny tsoka aza; fantany mazava ny fieritreretana amam-pisainan'ny fo. 13Tsy misy zava-boary miafina eo anatrehan'Andriamanitra, fa mihanjahanja sy miharihary eo imason'izy hampamoaka antsika ny zavatra rehetra. >