Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 25, 5

       <5Toy ny firehitry ny hainandro amin'ny tany karankaina,
no amolahanao ny fidohadohan'ny baribariana.
Toy ny andresen'ny aloky ny rahona ny
firehitry ny hainandro,
no andresena ny akoram-pandresen'ny mpampahory. >