Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 45, 9

       <9Loza ho an'izay miady hevitra amin'ilay namorona azy,
nefa tavim-bilany isan'ny tavim-bilany tany ihany izy.
Ny tanimanga va hilaza amin'izay namolavola azy hoe: Inona ity ataonao?
Ny asanao va hanao hoe: Tsy manan-tànana izy? >