Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 55, 12

       <12Fa hivoaka amin-kafaliana hianareo,
ary ho entina amim-piadanana;
amin'ny fahitana ananareo, ny tendrombohitra sy havoana hihoby an-kafaliana,
ary ny hazo rehetra eny an-tsaha hitehaka. >