Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 58, 12

       <12Ny taranakao hanorina indray ny rava ela;
hianao hanangana ny fanorenana nalatsaka fahagola;
ny olona hiantso anao hoe: Mpanamboatra ny banga,
mpamelon-dàlana hahatonga ny tany ho azo honenana. >