Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 58, 5

       <5Moa izany va no fifadiana ankasitrahako?
Izany va no andro fanetren'ny olona ny fanahiny?
Ny miondri-doha hoatra ny zozoro,
sy mandry amin'ny lasaka sy lavenona,
dia izany va no antsoina hoe fifadiana,
sy andro ankasitrahan'ny Tompo? >