Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 58, 6

       <6Tsy izao va no fifadiana tiako kokoa:
dia ny manapaka ny famatorana tsy an-drariny,
ny mamaha ny fehezan'ny jioga,
ny mandefa ny ampahoriana ho afaka;
ny manapatapaka ny jioga rehetra isan-karazany? >