Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'Izaia

Izaia toko 66, 10

       <10Miaraha mifaly amin'i Jerosalema hianareo,
ary miravoravoa noho ny aminy, hianareo rehetra tia azy.
Ary aoka hiara-mientan-kafaliana aminy avokoa,
hianareo nitomany azy; >