Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistola Katolika Nosoratan'i Md. Jakoba

Jakoba toko 5, 11
<11Indro ataontsika antso avo hoe sambatra izay efa nandefitra. Efa renareo ny niaretan'i Joba; ary efa hitanareo koa ny nataon'ny Tompo ho azy tamin'ny farany. Fa sady antra olona ny Tompo, no be indrafo indrindra. >