Epistola Katolika Nosoratan'i Md. Jakoba
Jakoba toko 5. 14-15
14 Misy marary va ao aminareo? Aoka izy hampaka ny Pretran'ny Eglizy; ary aoka ireo no hivavaka eo amboniny sy hanosotra diloilo azy amin'ny anaran'ny Tompo.
15 Ary ny vavaky ny finoana dia hamonjy ny marary; hanasitrana azy ny Tompo, ary raha nanota izy dia havela ny fahotany.