Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Jenezy

Jenezy toko 1, 20

       <20Hoy Andriamanitra: Aoka ny rano ho be zava-manana aina mihelotrelotra; ary aoka ny vorona hanidina ambonin'ny tany, eny amin'ny habakabaky ny lanitra. >