Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Ny Jenezy

Jenezy toko 12, 5
<5Nentiny Saray vadiny, sy Lota zana-drahalahiny ary ny harena rehetra nananany, mbamin'ny mpanompo azony tany Haràna, dia niainga ho any amin'ny tany Kanaana izy ireo, ka tonga tany amin'ny tany Kanaana izy. >