Ny Jenezy
Toko faha-14
18
Melkisedeka mpanjakan'i Salema dia nitondra mofo sy divay: mpisoron'Andriamanitra avo indrindra izy.
19
Dia nitsodrano an'i Abrama izy nanao hoe: Hanisy soa an'i Abrama anie Andriamanitra avo indrindra izay nahary ny lanitra sy ny tany.
20
Ary isaorana anie Andriamanitra avo indrindra izay nanolotra ny fahavalonao ho eo an-tànanao. Ary Abrama kosa dia nanome azy ny ampahafolon'ny zavatra rehetra.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0285