Ny Jenezy
Toko faha-23
1 Ny andro niainan'i Sarà dia fito amby roa-polo amby zato taona, izany no taona niainany.2 Ary Sarà dia maty tany Kiriatarbe, dia Hebrona izany, any amin'ny tany Kanaana; ka tonga Abrahama hisaona an'i Sarà sy hitomany azy. 3 Dia nitsangana Abrahama niala teo anilan'ny maty, ka niteny tamin'ny zanak'i Heta hoe: 4 Olona hafa firenena sy vahiny eto aminareo aho, ka mba avelao aho hanana tany fandevenana eto aminareo, mba hisy hanalako ny fatin'ny vadiko tsy ho eto anoloako, sy handevenako azy. 19 Izay Abrahama vao nandevina an'i Sarà vadiny, tao an-johin'i Makpelà, tandrifin'i Mambre dia Hebrona izany, any amin'ny tany Kanaana.