Baiboly.tsy_hita_ny_lahatsoratra
Ny Jenezy
Toko faha-3
17
Dia hoy izy tamin-dralehilahy: Noho hianao nihaino ny tenin'ny vadinao ka nihinana tamin'ny hazo norarako tsy hihinananao, dia voaozona ny tany noho ny nataonao. Asa mahasasatra no hahazoanao hanina aminy mandritra ny andro rehetra hiainanao.