Ny Jenezy

Toko faha-3

22 Ary hoy Iaveh Andriamanitra: Indro efa tonga tahaka ny anankiray amintsika ny olombelona raha ny amin'ny fahalalana ny tsara sy ny ratsy. Fa amin'izao kosa aoka tsy haninjitra ny tànany izy haka amin'ny hazon'aina koa, sy hihinana izany, ka ho velona mandrakizay.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.16