Ny Jenezy

Toko faha-44

16 Ary hoy ny navalin'i Jodà: Inona indray moa no azonay avaly ny tompoko? Hataonay ahoana no fiteny? Hataonay ahoana no fiala tsiny? Efa hitan'Andriamanitra ny faharatsian'ny mpanomponao. Koa dia indreto izahay ho andevon'ny tompoko, na izahay na izay nahitana ny kopy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0199