Ny Jenezy

Toko faha-46

31 Ary hoy Josefa tamin'ireo rahalahiny sy ny ankohonan-drainy: Handeha hampandre an'i Faraona aho, ary izao no holazaiko aminy: Tonga aty amiko ny rahalahiko sy ny ankohonan'ikaky, izay tany amin'ny tany Kanaana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0908